Entrée sosona
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra atao ao anatin' ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asivy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka ny andro
Laharana faharoa amin' ny zavatra iray: Vavahady roa sosona. [1.1]
Explications en anglais A layer [1.7]
Explications en français Couche; doublure [1.8]
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Titres Hady folo sosona (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/11