Entrée mifanosona (sosona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao
¶ Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mifanosona
nifanosona
hifanosona
mifanona

Entrée mifanosòna (sosona)
Partie du discours impératif du verbe actif mifanosona [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31