Entrée sosana (sosa)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny aminy: Sosay lakana aho, rey olona erỳ andafin-drano [1.1]
Morphologie 
Présent : sosana, sosako, sosanao, sosany, sosantsika, sosanay, sosanareo, sosan', sosan-, sosam-, sosa-
Passé : nososana, nososako, nososanao, nososany, nososantsika, nososanay, nososanareo, nososan', nososan-, nososam-, nososa-
Futur : hososana, hososako, hososanao, hososany, hososantsika, hososanay, hososanareo, hososan', hososan-, hososam-, hososa-
Impératif : sosay, sosao

Entrée sosaña
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] Vola na omby omen'ny havan-drazazalahy ny havan-drazazavavy noho ny hadisoana vitany tamin havan-drazazavavy [1.78]

Entrée Sosana
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Sosana [2.996]
 Shushan [2.996]
Explications en français Suse [2.996]
Exemples Armenia sy Media sy Sosana ary Babylona, fa toa tsy sahy nanafika an' i Palestina intsony izy. [1.38]
Vocabulaire 
Synonymes Sosa
Citations bibliques 

Mis à jour le 2023/01/20