|
|
|
|

Entrée1  soronina
Radical  2  sorona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  (afo) Karakaraina amin' ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo [1.1]
Explications en anglais  5  to be tended (of a fire) [1.7]
Explications en français  6  action d'attiser le feu; qu'on attise [1.8]
Exemples  7  Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa. [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12  isoronan, narosony, nasorony, nirosoan, nisorona, norosany, nosinora, sinorona, soronina

Mis à jour le 2023/01/20