Entrée | 1 sorohitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Voronkely vasobaso-bolo fahita eny an-tsaha rehetra eny, saingy tsy mianika eny ambony hazo (halavany eo amin' ny 15-20 sm). Mazàna ny sorohitra no mitsindrotsindroka eny amin' ny arabe eny manidintsidina eo alohan' ny mpandeha ohatra ny mitaridalana azy [1.1] |
Explications en français |
4 alouette [1.54] |
Exemples |
5 Fantatr' I Lidy ny hamangan' ny rivotra eny aminy, ny vohitra sy ny lohasaha manoloana ny tanànany, ny vahilava sy ny tamboho manodidina, ny hitsin-dalana rehetra fitsoriahan' ny sorohitra sy ny bibilava, ny toerana fiandrasana omby sy ny fandrorisana ahitra... [2.470] |
Vocabulaire |
6 Zoologie: oiseaux |
Synonymes | 7 iboria |
Mots composés |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot sorohitra |
Anagrammes | 11 hasoritro, hisarotro, sorohitra |
Mis à jour le 2020/07/31 |