|
|
|
|

Entrée1  sorisory
Radical  2  sory
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana [1.1]
Explications en anglais  5  vexation, annoyance [1.7]
Explications en français  6  chagrin, vexation [1.8]
Exemples  7  Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471]
8  Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Vocabulaire  18  Emotions

Anagrammes  19 risoriso, 20 sorisory

Mis à jour le 2025/09/19