Entrée soratrandra
Mots élémentaires soratra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1]
Synonymes sorapohy

Mis à jour le 2023/06/16