Entrée sompatra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka: Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana!
Mitovy hevitra: manao ady fiady ~ manao ankaso ~ manao ankasomparana ~ manao hasomparana ~ manao somonga ratsy ~ mihetraketraka ~ misetrasetra ~ misotasota ~ sopisopy ~ sosisosy ~ sosy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise malicious, doing wanton damage [Hallanger 1973]
Définition française malicieux, qui fait le mal exprès [Hallanger 1974]
Dérivations 
Citations 

2013/06/13