|
|
|
|

Entrée1  fisomparana
Radical  2 sompatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana izay hahavoa ny hafa, fihetraketrahana, fanimbana: Fisomparan'ny hafa no nahavoa azy fa tsy mba aretina tsotra akory. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12