Entrée solombavambahoaka
Mots élémentaires solombava ; vahoaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona fidin' ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin' ny Antenimieram-pirenena [1.1]
Explications en anglais A deputy, a member of parliament [1.7]
Explications en français Député, membre de l'Assemblée Nationale [1.8]
 Député [1.5]
Exemples Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. [2.472]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/11