Entrée solafaka
Partie du discours participe
Explications en malgache Mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra [1.1]
Explications en anglais Slipping [1.7]
Explications en français Qui glisse, comme le pied sur une pente ou sur un terrain glissant: [1.3]
 Qui glisse [1.8]
Exemples 
1Solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa [1.1]
2Solafaka eo hianao, fa aza mandeha eo (Vous allez glisser, ne passez pas par là) [1.3]
3Miadana, satria vao solafaka kely foana dia hatsipin' ny sambo hatelin' ny rano. [2.471]
Morphologie 
Présent : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Passé : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Futur : ho solafaka, ho solafako, ho solafakao, ho solafany, ho solafatsika, ho solafakay, ho solafakareo, ho solafak', ho solafa-
Dérivés 

Entrée solafaka
Partie du discours participe
Explications en malgache Diso noho ny halemena na tsy fahalalana [1.1]
Explications en français Qui se trompe par ignorance ou par faiblesse [1.3]
Exemples Olombelona ihany ka solafaka [1.1]
Morphologie 
Présent : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Passé : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Futur : ho solafaka, ho solafako, ho solafakao, ho solafany, ho solafatsika, ho solafakay, ho solafakareo, ho solafak', ho solafa-
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31