Entrée | 1 sokafana |
Radical | 2 sokatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Alana sarona: Sokafy ny vata hakako ny akanjoko 5 Avala hitanatana (vava), hihiratra (maso), hivelatra (boky)...: Sokafana ny vava rehefa mihinana 6 Avala handehanana: Lalana vao nosokafana ity [1.1] |
Explications en anglais |
7 to be opened [1.7] |
Explications en français |
8 qu'on ouvre [1.3#618, 1.8] 9 qu’on entr’ ouvre, qu’on découvre ; (chemin ) défendu où l’on peut passer de nouveau [1.3#618] |
Exemples |
10 nosokafany ao amin'ny andro sy ny volana ka nasiany izao soratra izao: [2.324] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 15 fanasoka, fanosaka, sokafana |
Mis à jour le 2023/01/20 |