|
|
|
|

Entrée1  sitrapo
Mots élémentaires  2  sitraka, fo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza
Explications en anglais  5  [1.7] the will; one's own desires
Explications en français  6  [1.8] la volonté; les désirs
Exemples  7  Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana; [1.369#]
8  Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay [2.588#]
Vocabulaire  9  Emotions
Analogues  10  finiavana, sitraka, nahim-po, danin' ny kibo, haitraitra
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot sitrapo

Mis à jour le 2024/08/13