|
|
|
|

Entrée1  an-tsitrapo
Mots élémentaires  2 sitrapo
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4 Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy. [1.1]
Explications en français  [an-tsitra-po] 5 volontairement. [1.3#612]
Exemples  6  Olona manaiky an-tsitrapo no nantsoina! [2.508#359]
7  Betsaka ny olona nanaiky an-tsitra-po. [2.528#81]
8  Tsy nisy notinendry ireo olona ireo fa an-tsitra-po avokoa. [2.445#73]
9  Inona, ry dadatoa, no nilatsahanareo ho miaramila an-tsitra-po? [2.270#132]
10  Tsy mbola mahadidy tena izahay, ka ndeha hanao teniko an-tsitrapo. [2.245#57]
Antonymes  11 tsy an-sitrapo
Analogues  12  ataoaminahy, 13  fanahyiniana, 14  inianaatao, 15  kibosaokannynahiny, 16  kiniania, 17  lolofotsymitonotena, 18  mainnyafonatsangana, 19  mandroramitsilany, 20  matindelanytoatoho, 21  matintananytoafoza, 22  mavonnynataony, 23  mpivarodranotratrorana, 24  sitraponikamisy, 25  vivynanitrika

Mis à jour le 2025/11/02