|
|
|
|

Entrée1  siniben-drano
Mots élémentaires  2  siny, 3  be, 4  rano
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  toerana iangonan' ny rano ao an-tanàna alohan' ny hizarazarana azy isan-tokantrano [1.1]
Explications en français  7  château d'eau, réservoir d'eau [1.13]
Synonymes  8  fitehirizan-drano

Mis à jour le 2025/10/11