Entrée sikajy
Partie du discours nom
Définition malgache Anaram-bola izay lasiroa sy ilavoamena no sandany (0Fr 60): Sikajy telo (1Fr 80), sikajy dimy (3Fr 00) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Exemples Kirobo an-dafin-tsaha
sikajy an-konahona
[Fox: Hainteny, numéro 211]
Citations 

2013/06/11