|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sifotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika.
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Entrée (2/2)13  sifotra
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  [1.1] Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa
16  [1.13] karazam-biby tsy misy taolana
Explications en anglais  17  [1.7] snail
Explications en français  18  [1.8] escargot, limace
19  [1.13] mollusque, escargot
Tous les mots composés  20  11 mots contenant sifotra
Vocabulaire  21  Zoologie: invertébrés
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot sifotra

Anagrammes  23 faritso, 24 fitrosa, 25 fositra, 26 rafotsy, 27 ratsy fo, 28 sifotra, 29 Tryfosa, 30 tsirofa

Mis à jour le 2025/09/13