|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sifotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika.. [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Entrée (2/2)13  sifotra
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15 Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa. [1.1]
16 karazam-biby tsy misy taolana. [1.13]
Explications en anglais  17 snail. [1.7]
Explications en français  18 escargot, limace. [1.8]
19 mollusque, escargot. [1.13]
Vocabulaire  20  Zoologie: invertébrés
Tous les mots composés  21  11 combinaisons de ce mot
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  23 faritso, 24 fitrosa, 25 fositra, 26 rafotsy, 27 ratsy fo, 28 sifotra, 29 Tryfosa, 30 tsirofa

Mis à jour le 2025/11/09