|
|
|
|

Entrée1  seza
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanaka fitoerana misy tongony sy fiankinana: Mipetraha eo ambony seza, tompoko
Explications en anglais  4  [1.7] a chair
Explications en français  5  [1.8] chaise
Exemples  6  [2.472] Nisy latabatra sy seza ary kesika vitsivitsy tao.
7  [2.471] Hoy ilay Anglisy nipetraka tamin' ny seza teo aoloako.
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot seza

Anagrammes  17  saze, seza

Mis à jour le 2025/01/21