|
|
|
|

Entrée1  sesehena
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  sesika
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Dérivés 
8  Noms :
Explications en malgache  9  [1.1] Be dia be, maso dia maso: Sesehena ny olona mihevitra toy izany ianao izany
Explications en anglais  10  [1.7] very many
Explications en français  11  [1.3] numerous, many, manifold. Probably derived from sesika
12  [1.3, 1.8] beaucoup
13  [1.3] nombreux, en grand nombre
14  [1.8] innombrable
Exemples  15  [2.48] ny votry, hoy R, betsaka sesehena ny votry ao;
16  [2.996] Ondry aman'omby sesehena no an'ilay mpanan-karena;

Mis à jour le 2025/08/05