|
|
|
|

Entrée1  sesefana
Radical  2  sesika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesefanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany / Sesefany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo
5  Asiana, lerana: Sesefo ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Autres orthographes  10  sesehana

Mis à jour le 2023/01/20