| Entrée | 1 sesehana |
| Radical | 2 sesika |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesehanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany ~ Sesehany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo.
5 Asiana, lerana: Seseho ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be made to have something forced in.
[1.2] 7 to be stuffed, as a sausage or a pillow. [1.7] |
| Explications en français |
8 dans quoi on fourre, on bourre, à qui l'on fourre un coup horizontalement.
[1.3] 9 qu'on farcit ou remplit, comme une saucisse ou un oreiller. [1.8] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 14 sesefana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|