Entrée | 1 sento |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Fisintonana sy famoahana fofon' aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona: Be sento io zaza io ka mety harary fo rehefa lehibe Alahelo: Mitsikia, atsaharo ny sento Fitrohana zavatra amin' ny orona. |
Explications en anglais |
9 [1.7] a sigh, a sob |
Explications en français |
10 [1.8] soupir, sanglot |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |