Entrée fisentoana (sento)
Partie du discours nom
Définition malgache Famoahan-tsento: Mety hankarary ny fisentoana matetika.
¶ Fiatoana kely: Tokony hasiana fisentoana kely aorian'ny tapany voalohany amin'ity asa ity. [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31