Entrée 1/2 | sela | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy [1.1] | |||
Explications en français | Cellule [1.13] | |||
Exemples | ny sela dia atokana hatao sela vaovao.
[1.357] | |||
Vocabulaire | Biologie | |||
Mots composés |
| |||
Origine | Anglais: cell. | |||
Entrée 2/2 | Sela | |||
Partie du discours | nom propre (biblique) | |||
Explications en anglais | Sela [2.996] | |||
Salah [2.996] | ||||
Explications en français | Shélah [2.996] | |||
Exemples | fa maty tanora ny roa, ary Sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina.
[1.38] | |||
Vocabulaire | Ecritures Saintes | |||
Synonymes | Sale | |||
Citations bibliques | Chapitres et versets citant Sela | |||
Article | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela | |||
Anagrammes | sale, sela |
Mis à jour le 2023/06/14 |