Entrée savily (vily)
Partie du discours nom
Explications en malgache Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona
¶ Vy miady
¶ Fikivilivilian-javatra mivezimbezina
¶ Famelezana ankolaka [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a hinge; the act of swinging on a hinge [Hallanger 1973]
Explications en français charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples 
1Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ... [Callet: Tantara, page 70]
2Namakona sy nanambatra azy Idada ary nametraka ny savily sy ny hidiny. [Rakotozafy: Ratsimba]

Mis à jour le 2021/08/12