Entrée (1/2) | 1 sata |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy 4 Didy na baiko: Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina 5 Zo: Tamin' ny taona 1960 no niverenan' ny satan' i Madagasikara. [1.1] |
Explications en anglais |
6 custom, habit; manner of governing [1.7] |
Explications en français |
7 coutume, habitude; manière de gouverner [1.8] |
Exemples |
8 Tao ry Radama II sy ny Menamasony, taitran' ny rendrarendram-bahiny, ka nanao tsinontsinona ny sata nentim-paharazana; [2.503] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres | 13 izany tena toetra maha-malagasy (Ny Satam-pirenena Malagasy) |
Entrée (2/2) | 14 sata |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en français |
16 (de sata : habitude ; ce dont on use habituellement). Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Le Tabac, surtout sous la forme de tabac à mâcher à la mode malgache. [Bara]
[1.196] |
Vocabulaire |
17 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 19 atsa, sata |
Mis à jour le 2023/08/11 |