Entrée sarobidy
Mots élémentaires sarotra ; vidy
Partie du discours locution
Explications en malgache Zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena
Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika [1.1]
Explications en français [ saro-bidy ] Cher, précieux [1.3]
Exemples Sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra. [2.472]
Autres orthographes 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/05/18