|
|
|
|

Entrée1  sarobidy
Mots élémentaires  2 sarotra, 3 vidy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena.
6 Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika. [1.1]
Explications en français  [saro-bidy] 7 cher, précieux. [1.3]
Exemples  8  sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra. [2.472]
Autres orthographes  9 saro-bidy
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02