| Entrée | 1 sari-monina |
| Mots élémentaires | 2 sary, 3 monina |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ilazana ireo vahiny efa mitoetra maharitra eo amin' ny vohitra iray [1.1] |
| Exemples |
6 Tamin' ny volana febroary 1889 dia nandefa mpiady mahafaly dimanjato tany Nosy Ve izay nisy Frantsay sarimonina telopolo Lahintafika.
[2.508#]
|
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 8 ranomasiñy, 9 sari-monina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|