|
|
|
|

Entrée1  sarim-bavy
Mots élémentaires  2  sary, vavy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Lehilahy manao fihetsika amam-piteny toy ny vehivavy; lehilahy manao ny fombafomban' ny vehivavy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao [1.1]

Mis à jour le 2023/06/06