|
|
|
|

Entrée1  saribakoly
Mots élémentaires  2  sary, bakoly
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.78] [Taifasy] saripapety
5  [1.1] Sariolona izay matetika vita amin' ny bakoly, ka ataon' ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka
Explications en anglais  6  [1.7] a doll
Explications en français  7  [1.8] poupée
Exemples  8  Tereny izy hanao saron-tava, ho lasa saribakoly, ampitondrainy anarana hosoka, aseho ho toy ny tsy afaka miara-monina amin' ny hafa, tena tsy avotra intsony. [1.369#]
9  Tsy Ratovo ihany anefa no voa fa any an-takona any dia misy fo mijaly, eritreritra marary, ary fanahy fadiranovana, mahita maso ity zazavavy toy ny saribakoly eo anoloan' ny trano bongo. [2.895#]
Vocabulaire  10  Jeu

Mis à jour le 2024/12/22