Entrée | 1 saram-panafody |
Mots élémentaires | 2 sara, fanafody |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [1.1] |
Explications en français |
5 compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes [1.196] |
Exemples |
6 na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131] |
Mis à jour le 2023/06/17 |