Entrée saotra
Partie du discours nom
Définition malgache Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena
¶ Fisarahana amin' ny vady ara-dalàna [Rajemisa 1985]
Définition anglaise thanks, thanksgiving; gratitude [Hallanger 1973]
Définition française remerciement, reconnaissance [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples Ary hoy Aly manohy ny teniny voatapaky ny saotra natao azy: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 162]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot saotra (1): Tsarasaotra

Entrée saotra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsileo] Fivavahana amin' ny Razana [Rajemisa 1985]

Entrée saotra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] talenta ratsy [Rakotosaona 1972]

2017/04/03