Entrée misaotra (saotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mankasitraka noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena: Namonjy ahy tamin' ny loza izy ka nisaotra azy aho
¶ Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to thank; to bless; to divorce one's wife [Hallanger 1973]
Définition française remercier; bénir; divorcer de sa femme [Hallanger 1974]
Morphologie 
misaotra
nisaotra
hisaotra
misaora
Exemples 
1Misaotra anareo roa lahy aho, fa nanao ala-nenina hianareo! [Rajohanesa: Kintana]
2Misaotra dia misaotra anao indrindra, ry Aly, hoy Ramanabeloma velon-tsiky sy fahamiramiranana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 161]
Citations 

2013/05/10