|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sanda
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  vola na zavatra omena ho fanampiny amin' ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an' iny satrokao efa tontatonta iny ity vao novidiko tsy tiako volo ity [1.1]
Explications en français  4  valeur [1.13]
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)41  sanda
Partie du discours  42  nom
Explications en français  43  Saldinia proboscidea Hochr. (Rubiaceae) ; réf. Humbert 12159. La décoction amère des racines est administrée au cours des fièvres paludéennes. [Bara] [1.196]
Vocabulaire  44  Botanique
Nom scientifique 

Mis à jour le 2023/05/30