| Entrée | 1 asanda |
| Radical | 2 sanda |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao sanda, enti-milaza izay omena ho fanampy raha mifanakalo zavatra tsy mitovy vidy: Inona àry no hasandanao raha hatakaloko an' itỳ kiraro vao itỳ iny satrokao efa nanaovana iny?
[1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|