Entrée | 1 sanatrian' ny vava |
Mots élémentaires | 2 sanatria, 3 vava |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 teny enti-mandà mafy zavatra atao ohatrohatra fotsiny: Tsy misy maniry izay hisarahan' ireto zaza ireto akory isika mianakavy, sanatrian' ny vava. Inona no hatao raha sanatria ka maty alohan' ny vavy ny lahy [1.1#859] |
Explications en anglais |
6 excuse me for saying this, but [1.7] |
Explications en français |
7 veuillez pardonner l'expression, mais [1.8] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |