Entrée sanatria
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache Teny enti-milaza fandavana mafy dia mafy; na oviana na oviana, "tsia dia tsia": Izaho ve no hanao tsikombakomba? sanatria
Fady: Sanatria ahy ny hivarotra ny marina
Ohatrohatra, kanefa tsy irina velively ny hahatanterahan' izany: Sanatria, hono, na sanatria sanatria ka maty i dadabe [1.1]
Explications en anglais May it never be, God forbid ! [1.7]
Explications en français Que cela n'arrive pas, à Dieu ne plaise ! [1.8]
Exemples 
1Sanatria ahy izany, tompoko. [2.499]
2Dia tsy hanaiky hamoy aina sanatria! [2.576]
Dérivés 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/16