|
|
|
|

Entrée1  sampanteny
Mots élémentaires  2  sampana, 3  teny
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra) [1.1]
Explications en français  6  mots dérivés (grammaire) [1.5]
Vocabulaire  7  Linguistique

Anagrammes  8 mpiantsena, 9 sampanteny

Mis à jour le 2025/09/12