Entrée sampaho
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin' io taho kely io: Tarafo ny rano fa ho hitanao ao / Ny nakako voahirana indray maka izay, / Ka tsarovy ny teny nataoko aminao / Raha nanolotra anao ny sampahony iray. (Ratsimiseta) [1.1]
 Fitambaran'ny voakanzo iray tangozana [1.13]
Explications en anglais A cluster, esp. of fruit like grapes [1.7]
Explications en français Grappe [1.8, 1.13]
  [Merina] (tiré de faho : ce qui est serré). Inflorescence dont les fleurs sont serrées les unes contre les autres. Grappe dont les fruits sont très serrés. [1.196]
Exemples voaloboka misy poizina no mba voalobony, sampaho mangidy no mba azy. [2.996]
Vocabulaire 
Analogues  fampaho

Mis à jour le 2020/10/13