|
|
|
|

Entrée1  sampaho
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin' io taho kely io: Tarafo ny rano fa ho hitanao ao / Ny nakako voahirana indray maka izay, / Ka tsarovy ny teny nataoko aminao / Raha nanolotra anao ny sampahony iray. (Ratsimiseta). [1.1]
4 fitambaran'ny voakanzo iray tangozana. [1.13]
Explications en anglais  5 a cluster, esp. of fruit like grapes. [1.7]
Explications en français  6 grappe. [1.8, 1.13]
7 (tiré de faho : ce qui est serré). Inflorescence dont les fleurs sont serrées les unes contre les autres. Grappe dont les fruits sont très serrés.. [Merina] [1.196]
Exemples  8  voaloboka misy poizina no mba voalobony, sampaho mangidy no mba azy. [2.996#05.032.032]
Vocabulaire  9  Botanique: (en général)
Analogues  10  fampaho

Mis à jour le 2025/09/12