Entrée salazana
Partie du discours nom
Explications en malgache Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo [1.1]
Explications en anglais A mast [1.7]
Explications en français Mât de navire [1.3, 1.5]
 Mât [1.8]
Exemples sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao. [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes salaza
Mots composés 

Entrée salazana
Partie du discours nom
Explications en malgache Soitrafo na havitra fitonoan-kena
Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [1.1]
Explications en anglais A gridiron for roasting food [1.7]
Explications en français Espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril;
Grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide [1.3]
 Grille pour rôtir [1.8]
 Grande fourchette pour faire rôtir [...] [texte complet dans 1.5]
Exemples 
1Apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117]
2Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana. [2.472]
3Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [2.472]
Vocabulaire 
Dérivés 
Proverbes 

Mis à jour le 2021/05/08