Entrée (1/2) | 1 salazana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo [1.1] |
Explications en anglais |
4 a mast [1.7] |
Explications en français |
5 mât de navire [1.3#565, 1.5] 6 mât [1.8] |
Exemples |
7 sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao.
[2.996#33.027.005]
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 9 Navigation |
Synonymes | 10 salaza |
Entrée (2/2) | 11 salazana |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache |
13 Soitrafo na havitra fitonoan-kena Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [1.1] |
Explications en anglais |
14 a gridiron for roasting food [1.7] |
Explications en français |
15 espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril; grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide [1.3#565] 16 grille pour rôtir [1.8] 17 grande fourchette pour faire rôtir la viande [1.5] |
Exemples |
18 Apetraka eo ambony salazana avy eo.
[2.117#77]
19 Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana. [2.472#8] 20 Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [2.472] |
Dérivés |
|
Vocabulaire | 35 Economie: alimentation |
Proverbes | 36 Proverbes contenant le mot salazana |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |