|
|
|
|

Entrée1  sakoitra
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Adjectifs :
Explications en malgache  4  [1.1] Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra.
5  [1.13] karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany
Explications en anglais  6  [1.7] the tenia worm
Explications en français  7  [1.54, 1.8] ténia
8  [1.13] ver intestinal, tricocéphale, ténia
Exemples  9  [2.48] Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty;
Vocabulaire  10  Zoologie: invertébrés 11  Santé
Synonymes  12  viky vahy
Analogues  13  kankana, viky

Anagrammes  14  akositra, arotsika, asitrako, asokatri, asokatry, asokitra, atsikaro, atsikora, atsoriak, itsarako, sakoitra, sakorita, satrikoa, satrokay, sitrakao, tsakoria, tsaraiko, tsoriaka

Mis à jour le 2025/07/29