|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sakana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika
4  Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. [1.1]
Explications en anglais  5  something placed crosswise, a barrier [1.7]
Explications en français  6  ce qu'on met de travers, barrière [1.8]
Exemples  7  Mametraka sakana maro ny finoana; [2.445#]
8  Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#]
9  Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa. [1.369#]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)22  sakana
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  tataom-baravarana [Tanosy] [1.78]

Anagrammes  25  ankasa, sakana, sanàka

Mis à jour le 2023/09/04