|
|
|
|

Entrée1  fisakanana
Radical  2 sakana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanasiana fefy: Nasiana fefy fitsakanana ny omby eo akaikin' ny lalamby.
5 Fandrarana, fampijanonana: Tokony hanao didy henjana fisakanana ny halatra omby ny fanjakana.
6 Fanaovana izay tsy hahatanteraka: Tsy misy tsy mahalala ny fisakanon-dray aman-dreniny ny fanambadian' i Soa. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12