| Entrée | 1 sakafo mandroa-bahiny |
| Mots élémentaires | 2sakafo, 3mandraoka, 4vahiny |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6sakafo omanina ela loatra ka tsy andrin' ny vahiny ary dia toy ny manery azy handeha.
[1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|