Entrée mandraoka (raoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Maka eran' ny tanana, manangona amin' ny tanana, lapely: Mandraoka fasika
¶ hevitra an' ohatra: Mandraoka vola, hono, izy amin' ny varotra omby any andrefana any
¶ Mipaoka, mifaoka zavatr' olona
¶ Mamabo, manosy (fananan' olona) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to gather, to collect. [Richardson 1885]
 to gather together in a mass; to seize [Hallanger 1973]
Définition française ramasser en une masse; saisir [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandraoka
nandraoka
handraoka
mandraofa
Citations 

2013/03/27