Entrée (1/2) | 1 saika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany [1.1] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 saika |
Partie du discours | 11 adverbe |
Explications en malgache |
12 Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy 13 Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika [1.1] |
Explications en anglais |
14 almost [1.7] |
Explications en français |
15 presque [1.8] |
Exemples |
16 saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4] 17 Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [2.472] |
Analogues | 18 Kasa |
Tableaux et planches |
19 Tous les adverbes |
Anagrammes | 20 akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka |
Mis à jour le 2023/10/02 |